|
|
|
|

Teny iditra1  akondrosarika
Singan-teny  2 akondro, 3 sarika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [akondro sarika] 7 (de sarika = action de tirer les fibres).
8 Musa textilis L. (Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié.
9 On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika. [Merina] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry: voankazo 11  Toe-karena: zaitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17